Bokin'ny Salamo 135:14
Fa hanome rariny ny olony Izy Ary hanenina ny amin’ ny mpanompony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For the LORD will judge his people, and he will repent himself concerning his servants.
In Context
15Ny sampin’ ny jentilisa dia volafotsy sy volamena, Asan’ ny tànan’ olona;
Read all of Bokin'ny Salamo 135
Cross References
Deuteronomy 32:36Fa Jehovah hanome rariny ny olony Ary hanenina ny amin’ ny mpanompony, Raha hitany fa lany ny heriny, Ka lasa avokoa na ny voahazona, na ny afaka.
1 Chronicles 21:15Ary Andriamanitra naniraka Anjely hankany Jerosalema handrava azy; ary raha ilay mbola nandrava iny Izy, dia nijery Jehovah ka nanenina ny amin’ ny loza ka nanao tamin’ Ilay Anjely nandrava hoe: Aoka izay! Atsaharo ny tananao ankehitriny. Ary Ilay Anjelin’ i Jehovah nitsangana teo anilan’ ny famoloan’ i Araona Jebosita.
Psalms 50:4Miantso ny lanitra any ambony Izy, sy ny tany koa, mba hitsaràny ny olony:
Psalms 96:13Eo anatrehan’ i Jehovah, fa avy Izy, Eny, avy hitsara ny tany Izy; Hitsara izao tontolo izao araka ny rariny Izy Ary ny firenena amin’ ny fahamarinany.
Amos 7:3Nanenenan’ i Jehovah izany; Tsy hisy izany, hoy Jehovah.
Jonah 4:2Dia nivavaka tamin’ i Jehovah izy ka nanao hoe: Mifona aminao aho, Jehovah ô, tsy izao ihany va no efa nolazaiko fony aho mbola tany amin’ ny taniko? Fa ny andrao hisy toy izao no nandosirako ho any Tarsisy, satria fantatro fa Hianao dia Andriamanitra mamindra fo sy miantra, mahari-po sady be famindram-po ary manenina ny amin’ ny loza.