Bokin'ny Salamo 135:8
Dia Ilay namely ny voalohan-terak’ i Egypta, Na olona, na biby.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Who smote the firstborn of Egypt, both of man and beast.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 135
Cross References
Exodus 12:29Ary nony namatonalina Jehovah namono ny lahimatoa rehetra tany amin’ ny tany Egypta, hatramin’ ny lahimatoan’ i Farao izay nipetraka teo ambonin’ ny seza fiandrianany ka hatramin’ ny lahimatoan’ ny babo izay tao amin’ ny trano-maizina, mbamin’ izay voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra.
Psalms 78:51Ary namely ny lahimatoa rehetra tany Egypta Izy, dia ny voalohan’ ainy tany an-dain’ i Hama;
Psalms 136:10Izay namely ny voalohan-terak’ i Egypta, (Fa mandrakizay ny famindram-pony)