Bokin'ny Salamo 135:7
Mampiakatra zavona avy amin’ ny faran’ ny tany Izy; Manao helatra arahin-dranonorana Izy; Mamoaka ny rivotra avy ao an-trano fitehirizany Izy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Dia Ilay namely ny voalohan-terak’ i Egypta, Na olona, na biby.
Read all of Bokin'ny Salamo 135
Cross References
Genesis 2:6nefa nisy zavona niakatra avy tamin’ ny tany ka nandena ny tany rehetra.
1 Kings 18:41Ary hoy Elia tamin’ i Ahaba: Miakara hihinana sy hisotro, fa misasasasa izato ny ranonorana be.
Job 28:25Ka manendry ny lanjan’ ny rivotra ary mamatra ny rano amin’ ny famarana.
Job 38:22Moa efa niditra tany amin’ ny firaketana ny oram-panala va ianao? Ary efa hitanao va ny firaketana ny havandra,
Psalms 78:26Nampandeha ny rivotra avy any atsinanana teny amin’ ny lanitra Izy ary ny heriny no nitondrany ny rivotra avy any atsimo.
Psalms 148:8Ny afo sy ny havandra, ny oram-panala sy ny zavona, Ny rivotra mahery izay mankatò ny teniny,