The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 136 › Bokin'ny Salamo 136:7

Bokin'ny Salamo 136:7

Izay nanao ireo fanazavana lehibe (Fa mandrakizay ny famindram-pony),

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

To him that made great lights: for his mercy endureth for ever:

In Context

6Izay namelatra ny tany ho ambonin’ ny rano, (Fa mandrakizay ny famindram-pony),

8Dia ny masoandro ho mpanapaka ny andro (Fa mandrakizay ny famindram-pony),

Read all of Bokin'ny Salamo 136

Cross References

Genesis 1:16Ary Andriamanitra nanao ny fanazavana roa lehibe, dia ny fanazavana lehibe ho mpanapaka ny andro ary ny fanazavana kely ho mpanapaka ny alina sy ny kintana.

Psalms 74:16Anao ny andro, Anao koa ny alina; Hianao namboatra ny fanazavana, indrindra fa ny masoandro.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 136:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 136:6Bokin'ny Salamo 136Bokin'ny Salamo 136:8 →