Bokin'ny Salamo 139:11
Ary na dia hoy izaho aza: Aoka ny maizina hanarona ahy, Ary aoka ny mazava manodidina ahy ho tonga alina,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If I say, Surely the darkness shall cover me; even the night shall be light about me.
In Context
10Dia mbola entin’ ny tananao ihany aho, na dia izany aza, Sy hazonin’ ny tananao ankavanana.
Read all of Bokin'ny Salamo 139
Cross References
Job 12:22Manala rakotra izay lalina Izy mba tsy ho maizina ary mitondra ny aloky ny fahafatesana ho eo amin’ ny mazava.
Job 34:22Tsy misy aizina na alim-pito, Izay hieren’ ny mpanao ratsy.
Psalms 94:7Fa hoy izy: Tsy mijery Jehovah, Ary tsy mandinika Andriamanitr’ i Jakoba.
Jeremiah 23:24Moa misy olona mahafin-tena ao amin’ ny fierena va ka tsy ho hitako? hoy Jehovah. Tsy manerana ny lanitra sy ny tany va Aho? hoy Jehovah.