The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 139 › Bokin'ny Salamo 139:10

Bokin'ny Salamo 139:10

Dia mbola entin’ ny tananao ihany aho, na dia izany aza, Sy hazonin’ ny tananao ankavanana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Even there shall thy hand lead me, and thy right hand shall hold me.

In Context

9Na dia maka ny elatry ny maraina aza aho, Mba hitoetra any am-paran’ ny ranomasina,

11Ary na dia hoy izaho aza: Aoka ny maizina hanarona ahy, Ary aoka ny mazava manodidina ahy ho tonga alina,

Read all of Bokin'ny Salamo 139

Cross References

Psalms 63:8Fa efa namonjy ahy Hianao, ary ao ambanin’ ny aloky ny elatrao no hihobiako.

Psalms 143:9Jehovah ô, vonjeo amin’ ny fa-havaloko aho; Ao aminao no iereko.

Amos 9:3Ary na dia miery any an-tampon’ i Karmela aza izy, dia any no hitadiavako sy hangalako azy; Ary na dia manafin-tena any ambanin’ ny ranomasina aza izy, mba tsy ho hitan’ ny masoko, dia any no handidiako ny menarana, ka hanaikitra azy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 139:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 139:9Bokin'ny Salamo 139Bokin'ny Salamo 139:11 →