Bokin'ny Salamo 139:12
Tsia, fa ny maizina aza tsy mahamaizina aminao; Fa ny alina dia mahazava toy ny andro ihany, Ka sahala ny mazava sy ny maizina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
13Fa Hianao no nahary ny voako; Namolavola ahy tao an-kibon-dreniko Hianao.
Read all of Bokin'ny Salamo 139
Cross References
Exodus 20:21Dia nijanona teny lavitra eny ny olona, fa Mosesy kosa nanakaiky ny aizim-pito, izay nitoeran’ Andriamanitra.
Job 34:22Tsy misy aizina na alim-pito, Izay hieren’ ny mpanao ratsy.
Hebrews 4:13Ary tsy misy zavatra ary na inona na inona izay tsy miseho eo anatrehany; fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy aharihary eo imason’ izay iafaran’ ny ataontsika.