Bokin'ny Salamo 139:7
Aiza no hialako amin’ ny Fanahinao? Aiza no handosirako tsy ho eo anatrehanao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Whither shall I go from thy spirit? or whither shall I flee from thy presence?
In Context
6Fahalalana mahagaga ahy loatra izany, Eny, avo loatra ka tsy tratro.
Read all of Bokin'ny Salamo 139
Cross References
Job 22:13Nefa hoy ianao: Ataon’ Andriamanitra ahoana no fahafantatra? Mahay mitsara ary ankoatry ny rahona maizina va Izy?
Jeremiah 23:24Moa misy olona mahafin-tena ao amin’ ny fierena va ka tsy ho hitako? hoy Jehovah. Tsy manerana ny lanitra sy ny tany va Aho? hoy Jehovah.
Jonah 1:10Dia raiki-tahotra indrindra ny olona ka nanao taminy hoe: Adray izato ataonao izato! Fa fantany fa nandositra hiala eo anatrehan’ i Jehovah izy, satria efa nambarany taminy izany.