Bokin'ny Salamo 139:5
Manodidina ahy eo ivohoko sy eo anatrehako Hianao, Ary apetrakao amiko ny tananao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou hast beset me behind and before, and laid thine hand upon me.
In Context
4Fa, indro, tsy misy teny tsy fantatrao eo amin’ ny lelako, Jehovah ô.
6Fahalalana mahagaga ahy loatra izany, Eny, avo loatra ka tsy tratro.
Read all of Bokin'ny Salamo 139
Cross References
Exodus 24:11Ary tsy naninjitra ny tànany tamin’ ireo lehiben’ ny Zanak’ Isiraely Izy; dia nahita an’ Andriamanitra izy ireo, ary nihinana sy nisotro.
Job 9:33Tsy misy mpanelanelana anay Hametraka ny tànany aminay roa tonta.
Psalms 34:7Ity olo-mahantra ity niantso, dia nihaino Jehovah ka namonjy azy tamin’ ny fahoriany rehetra.