The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 140 › Bokin'ny Salamo 140:2

Bokin'ny Salamo 140:2

Jehovah ô, vonjeo amin’ ny olon-dratsy aho, Ary arovy amin’ ny olon-dozabe,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Which imagine mischiefs in their heart; continually are they gathered together for war.

In Context

1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.

3Izay mihevitra ratsy ao am-pony Ka manangana ady isan’ andro

Read all of Bokin'ny Salamo 140

Cross References

1 Samuel 24:11Indro, hitan’ ny masonao androany ny nanoloran’ i Jehovah anao ho eo an-tanako tao an-johy; ary nisy nilaza hevitra hamonoana anao, saingy niantra anao ny masoko, ka hoy izaho: Tsy haninjitra ny tanako amin’ ny tompoko aho, fa voahosotr’ i Jehovah izy.

Psalms 2:1Nahoana no mitabataba ny jentilisa, ary misaina anoano foana ny firenena?

Psalms 36:4Ny tenin’ ny vavany dia faharatsiana sy fitaka; efa nihadala izy ka nitsahatra tsy hanao soa.

Psalms 56:6Manimba ny raharahako mandra-kariva ireny; ny heviny rehetra dia ny hanisy ratsy ahy ihany.

Psalms 62:3Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy, dia fiarovana avo ho ahy ka tsy hangozohozo loatra aho.

Psalms 120:7Raha izaho, dia fihavanana; Kanjo nony miteny aho, dia mila ady kosa ireny.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 140:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 140:1Bokin'ny Salamo 140Bokin'ny Salamo 140:3 →