Bokin'ny Salamo 120:7
Raha izaho, dia fihavanana; Kanjo nony miteny aho, dia mila ady kosa ireny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I am for peace: but when I speak, they are for war.
In Context
6Ela loatra izay no nitoeran’ ny fanahiko teo amin’ Izay tsy tia fihavanana.
Read all of Bokin'ny Salamo 120
Cross References
Judges 11:14Ary Jefta naniraka olona indray nankany amin’ ny mpanakan’ ny taranak’ i Amona
1 Samuel 26:2Dia niainga Saoly nidina nankany an-efitr’ i Zifa, nitondra telo arivo lahy voafantina tamin’ ny Isiraely hanaraka azy hitady an’ i Davida any an-efitr’ i Zifa.
Psalms 34:14Dia arovy ny lelanao amin’ ny ratsy ary ny molotrao mba tsy hiteny fitaka.
Psalms 55:20Hihaino Andriamanitra, Izay mipetraka hatramin’ ny taloha, [Sela.] ka hamaly ireo olona tsy miova toetra, sady tsy matahotra an’ Andriamanitra.
Matthew 5:9Sambatra ny mpampihavana; fa izy no hatao hoe zanak’ Andriamanitra.
Ephesians 2:14Fa Izy no fihavanantsika, Izay nahiray antsika roa tonta ka nandrava ny efitry ny fisarahana,