Bokin'ny Salamo 56:6
Manimba ny raharahako mandra-kariva ireny; ny heviny rehetra dia ny hanisy ratsy ahy ihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
7Miangona izy, miery izy, mitsongo-dia ahy izy, satria mikendry ny aiko.
Read all of Bokin'ny Salamo 56
Cross References
Job 16:10Nisanasana vava tamiko ny olona; Latsa no nentiny namely ny takolako; Mitambatra hamely ahy izy.
Psalms 2:1Nahoana no mitabataba ny jentilisa, ary misaina anoano foana ny firenena?
Psalms 37:32Mitsikilo ny marina ny ratsy fanahy ka mitady hahafaty azy.
Psalms 59:3Afaho amin’ ny mpanao ratsy aho, ary vonjeo amin’ ny mpandatsa-drà.
Psalms 71:10Fa miresaka ahy ny fahavaloko; ary miara-mioko izay manotrika hahazo ny aiko.
Psalms 140:2Jehovah ô, vonjeo amin’ ny olon-dratsy aho, Ary arovy amin’ ny olon-dozabe,