Bokin'ny Salamo 144:3
Jehovah ô, inona ny olona, no iahianao azy? Ary ny zanak’ olombelona, no iheveranao azy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
4Ny olona dia tahaka ny zava-poana, Ny androny dia tahaka ny aloka mihelina.
Read all of Bokin'ny Salamo 144
Cross References
Job 15:14Inona ny zanak’ olombelona no mba hadio izy? Ary izay tera-behivavy no mba ho marina?
Psalms 8:5Inona moa ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak’ olombelona, no amangianao azy?
Isaiah 2:22Mitsahara, fa aza mitoky amin’ ny olona; Fa fofonaina foana no eo am-bavorony, Ka hatao zinona izy?