Bokin'i Joba 15:14
Inona ny zanak’ olombelona no mba hadio izy? Ary izay tera-behivavy no mba ho marina?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
What is man, that he should be clean? and he which is born of a woman, that he should be righteous?
In Context
13Ka miefonefona amin’ Andriamanitra ianao, sady miteniteny foana ny vavanao?
15Indro, ireo anjeliny aza tsy mahatoky Azy, ary ny lanitra aza tsy madio eo imasony;
Cross References
1 Kings 8:46Raha manota aminao izy (fa tsy misy olombelona tsy manota), ka tezitra aminy Hianao ary manolotra azy eo anoloan’ ny fahavalony, ka dia ho entin’ ny mpamabo ho babo any amin’ ny tanin’ ny fahavalo izy, na ho lavitra na ho akaiky.
Job 9:2Fantatro tokoa fa izany no izy; Fa aiza no hahamarina ny zanak’ olombelona eo anatrehan’ Andriamanitra?
Job 14:4Aiza no misy madio ateraky ny tsy madio? Tsy misy na dia iray akory aza.
Psalms 14:2Eny an-danitra Jehovah miondrika mijery ny zanak’ olombelona, mba hizaha na misy hendry mitady an’ Andriamanitra.
Psalms 51:5Fa tsaroako ny fahadisoako, ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako.
Proverbs 20:9Iza no mahazo manao hoe: Efa nahadio ny foko aho Ka madio tsy manana ota?