Bokin'ny Salamo 145:15
Ny mason’ izao rehetra izao miandrandra Anao, Ary Hianao manome azy ny haniny amin’ ny fotoany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The eyes of all wait upon thee; and thou givest them their meat in due season.
In Context
14Jehovah manohana izay rehetra efa ho lavo Sy mampitraka izay rehetra mitanondrika.
16Manokatra ny tananao Hianao Ka mahavoky soa ny zava-miaina rehetra.
Read all of Bokin'ny Salamo 145
Cross References
Job 38:39Mahay mihaza toha ho an’ ny liom-bavy va ianao, sy mahafaka ny fahalianan’ ny liona tanora,
Psalms 104:27Ireo rehetra ireo miandry Anao, Mba homenao ny haniny amin’ ny fotoany.
Psalms 145:9Manisy soa izao tontolo izao Jehovah; Ary ny fiantràny dia eny amin’ ny asany rehetra.
Joel 2:22Aza matahotra, ry biby any an-tsaha, fa mihamaitso ny kijana any an-efitra, mamoa ny hazo, ary vokatra ny aviavy sy ny voaloboka.
Luke 12:24Hevero ny goaika; fa tsy mba mamafy na mijinja ireny; ary tsy manana fitoeran-javatra na trano fitehirizana, nefa Andriamanitra mamelona azy; tsy mihoatra lavitra noho ny vorona va ianareo?