Bokin'ny Salamo 145:5
Ny lazan’ ny voninahitry ny fiandriananao Sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I will speak of the glorious honour of thy majesty, and of thy wondrous works.
In Context
4Ny taranaka rehetra samy hidera ny asanao amin’ izay mandimby azy Sy hanambara ny asanao lehibe.
6Ny herin’ ny asanao mahatahotra no hotenenin’ ny olona; Ary ny fahalehibiazanao no holazaiko.
Read all of Bokin'ny Salamo 145
Cross References
Genesis 24:63Ary Isaka nivoaka mba hieritreritra any an-tsaha, rehefa nitehin-ko hariva ny andro; dia nanopy ny masony izy ka nahita fa indrery nisy rameva avy manatona.
1 Chronicles 16:9Mihira ho Azy, mankalazà Azy; Saintsaino ny fahagagana rehetra ataony.
Psalms 66:3Lazao amin’ Andriamanitra hoe: endrey, mahatahotra ny asanao! ny fahalehibiazan’ ny herinao no hikoizan’ ny fahavalonao Anao.
Psalms 71:24Ary ny lelako hitory ny fahamarinanao mandrakariva; fa efa menatra sy mangaihay izay mitady hanisy ratsy ahy.
Psalms 96:3Ambarao any amin’ ny jentilisa ny voninahiny Ary any amin’ ny firenena rehetra ny fahagagana ataony.
Psalms 105:2Mihirà ho Azy, mankalazà Azy; Saintsaino ny fahagagana rehetra ataony.