Bokin'ny Salamo 71:24
Ary ny lelako hitory ny fahamarinanao mandrakariva; fa efa menatra sy mangaihay izay mitady hanisy ratsy ahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
23Hihoby ny molotro raha mankalaza Anao; ny fanahiko koa izay efa navotanao;
Read all of Bokin'ny Salamo 71
Cross References
Psalms 18:37Halalahinao ny lalana hodiaviko, ka tsy mangovitra ny hato-tongotro.
Psalms 37:30Ny vavan’ ny marina miresaka fahendrena, Ary ny lelany manambara ny rariny.
Psalms 71:8Ny vavako ho feno ny fideràna Anao sy ny fankalazana Anao mandrakariva.
Psalms 71:15Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva, fa tsy fantatro ny isany.
Proverbs 10:20Volafotsy voafantina ny lelan’ ny marina; Fa ny fon’ ny ratsy fanahy tsy misy vidiny.
1 Corinthians 15:25Fa tsy maintsy manjaka Izy, mandra-panaony ny fahavalony rehetra ho eo ambanin’ ny tongony.