Bokin'ny Salamo 146:2
Hidera an’ i Jehovah aho, raha mbola miaina koa; Eny, hankalaza an’ Andriamanitra aho, raha mbola velona koa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
While I live will I praise the LORD: I will sing praises unto my God while I have any being.
In Context
1Haleloia. Miderà an’ i Jehovah, ry fanahiko.
3Aza matoky ny lehibe, Na ny zanak’ olombelona izay tsy mahavonjy.
Read all of Bokin'ny Salamo 146
Cross References
Judges 5:3Mandrenesa ianareo, ry mpanjaka, mihainoa ianareo, ry mpanapaka! Izaho indrindra no hihira ho an’ i Jehovah; hankalaza an’ i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, aho.
Psalms 71:14Fa izaho kosa dia hanantena mandrakariva, ary hitombo lalandava ny fideràko Anao.
Psalms 145:1Fideran’ i Davida. Hanandratra Anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka ô, Sy hankalaza ny anaranao mandrakizay doria.
Revelation 7:9Rehefa afaka izany dia hitako fa, indreo, nisy olona betsaka tsy tambo isaina avy tamin’ ny firenena rehetra sy ny fokom-pirenena sy ny olona ary ny samy hafa fiteny nitsangana teo anoloan’ ny seza fiandrianana sy teo anatrehan’ ny Zanak’ ondry, niakanjo akanjo fotsy lava sady nitana sampan-drofia teny an-tànany,