The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 71 › Bokin'ny Salamo 71:14

Bokin'ny Salamo 71:14

Fa izaho kosa dia hanantena mandrakariva, ary hitombo lalandava ny fideràko Anao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But I will hope continually, and will yet praise thee more and more.

In Context

13Aoka ho menatra sy ho levona ny mpanohitra ny fanahiko; aoka hitafy henatra sy fahafaham-baraka izay mitady hanisy ratsy ahy.

15Ny vavako hitory ny fahamarinanao sy ny famonjenao mandrakariva, fa tsy fantatro ny isany.

Read all of Bokin'ny Salamo 71

Cross References

Job 13:15Na dia hamono ahy aza Izy, mbola hanantena Azy ihany aho; Kanefa hanamarina ny lalako eo anatrehany aho.

Psalms 71:6Hianao no nanankinana ahy hatrany am-bohoka; ianao namoaka ahy avy tany an-kibon-dreniko; ianao no deraiko mandrakariva.

Lamentations 3:21Izany no ho eritreretiko ato am-poko, ka dia hanantena aho.

Lamentations 3:25Tsara Jehovah amin’ izay manantena Azy, dia amin’ ny olona izay mitady Azy.

Philippians 1:9Ary izao no angatahiko, dia ny mbola hitomboan’ ny fitiavanareo bebe kokoa amin’ ny fahalalana tsara sy ny fahafantarana rehetra,

Hebrews 10:35Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 71:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 71:13Bokin'ny Salamo 71Bokin'ny Salamo 71:15 →