Bokin'ny Salamo 146:4
Miala ny fofonainy, ka miverina ho amin’ ny taniny izy; Ary amin’ izay indrindra no hahafoanan’ ny fikasany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
His breath goeth forth, he returneth to his earth; in that very day his thoughts perish.
In Context
3Aza matoky ny lehibe, Na ny zanak’ olombelona izay tsy mahavonjy.
Read all of Bokin'ny Salamo 146
Cross References
Genesis 3:19Ny fahatsembohan’ ny tavanao no hahazoanao hanina mandra-piverinao any amin’ ny tany; fa ny tany no nanalana anao; fa vovoka ianao, ary hiverina ho amin’ ny vovoka indray ianao.
Job 14:10Fa ny olona kosa maty ka miampatra; Eny, miala aina ny olona, ary aiza izy?
Job 17:1Efa ho ritra ny aiko; Efa milopilopy ny androko; Efa miandry ahy ny fasana.
Job 27:3Fa mbola ato anatiko ihany ny aiko, ary eo am-bavoroko ny Fanahin’ Andriamanitra.
Psalms 90:3Mamerina ny olona ho amin’ ny vovoka Hianao Ka manao hoe: Miverena, ry zanak’ olombelona.
Ecclesiastes 9:6Na ny fitiavany, na ny fankahalany, na ny fialonany, dia samy efa levona ela sady tsy manana anjara intsony mandrakizay amin’ izay atao atỳ ambanin’ ny masoandro izy.