The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 150 › Bokin'ny Salamo 150:1

Bokin'ny Salamo 150:1

Haleloia. Miderà an’ Andriamanitra eo amin’ ny fitoerany masìna. Miderà Azy eo amin’ ny habakabaky ny heriny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Praise ye the LORD. Praise God in his sanctuary: praise him in the firmament of his power.

In Context

2Midera Azy noho ny asany lehibe; Miderà Azy araka ny haben’ ny voninahiny.

Read all of Bokin'ny Salamo 150

Cross References

Psalms 19:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.

Psalms 29:9Ny feon’ i Jehovah mampiteraka ny dieravavy, ary mivofy ny ala be; ary ny ao an-tempoliny samy manao hoe: Voninahitra e!

Psalms 102:19Hosoratana ho an’ ny taranaka mandimby izany; Ary izay firenena mbola hoforonina no hidera an’ i Jehovah;

Psalms 116:19Dia eo an-kianjan’ ny tranon’ i Jehovah, Eo afovoanao, ry Jerosalema ô. Haleloia.

Psalms 134:2Manandrata ny tananareo ho amin’ ny fitoerana masìna, Ka misaora an’ i Jehovah.

Ezekiel 1:22Ary teo ambonin’ ny lohan’ ny zava-manan’ aina dia nisy toa endriky ny eloelo, toy ny volon’ ny krystaly mahatahotra, mivelatra eo ambonin’ ny lohany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 150:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 150Bokin'ny Salamo 150:2 →