The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 16 › Bokin'ny Salamo 16:7

Bokin'ny Salamo 16:7

Hisaotra an’ i Jehovah Izay manome saina ahy aho; ary na amin’ ny alina aza dia mananatra ahy ny foko.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I will bless the LORD, who hath given me counsel: my reins also instruct me in the night seasons.

In Context

6Ny voafaritra ho anjarako dia eo amin’ ny tany mahafinaritra; eny, manan-dova tsara aho.

8Ataoko eo anatrehako mandrakariva Jehovah, fa eo ankavanako Izy, ka dia tsy hangozohozo aho.

Read all of Bokin'ny Salamo 16

Cross References

Psalms 17:3Nizaha toetra ny foko Hianao, namantatra ahy nony alina; nizaha toetra ahy tamin’ ny memy Hianao, fa tsy nahita na inona na inona; ny vavako tsy hafa noho ny eritreritro.

Psalms 42:8Ny lalina miantso ny lalina noho ny firohondrohon’ ny riananao; ny onjanao rehetra sy ny alon-dranonao efa nanafotra ahy.

Psalms 73:21Raha lotika ny foko, ka voatsindrona ny voako,

Psalms 77:2Ny feoko dia mankany amin’ Andriamanitra, ka mitaraina aho; eny, ny feoko mankany amin’ Andriamanitra, ka mihaino ahy Izy.

Psalms 119:7Hidera Anao amin’ ny hitsim-po aho Amin’ ny ianarako ny fitsipikao marina.

Psalms 119:148Nialoha ny fiambenana amin’ ny alina ny masoko, Mba hisaintsainako ny teninao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 16:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 16:6Bokin'ny Salamo 16Bokin'ny Salamo 16:8 →