Bokin'ny Salamo 119:7
Hidera Anao amin’ ny hitsim-po aho Amin’ ny ianarako ny fitsipikao marina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I will praise thee with uprightness of heart, when I shall have learned thy righteous judgments.
In Context
6Dia tsy ho menatra aho, Raha mandinika ny didinao rehetra.
8Ny didinao no hotandremako; Aza dia mahafoy ahy Hianao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 9:1Ho an’ ny mpiventy hira, Almoth-laben. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 25:8Tsara sy mahitsy Jehovah, ka izany no ampianarany ny mpanota ny lalana.
Psalms 119:12Isaorana anie Hianao, Jehovah ô; Ampianaro ahy ny didinao.
Psalms 119:27Ampahalalao ahy ny lalan’ ny didinao; Dia hoheveriko ny fahagagana nataonao.
Psalms 119:64Jehovah ô, henika ny famindram-ponao ny tany; Ampianaro ahy ny didinao.
Psalms 119:124Ataovy amin’ ny mpanomponao araka ny famindram-ponao; Ary ampianaro ahy ny didinao.