Bokin'ny Salamo 119:148
Nialoha ny fiambenana amin’ ny alina ny masoko, Mba hisaintsainako ny teninao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Mine eyes prevent the night watches, that I might meditate in thy word.
In Context
147Raha mbola tsy nazavaratsy aza ny andro, dia nitaraina aho; Ny teninao no andrasako.
149Henoy ny feoko araka ny famindram-ponao, Jehovah ô, Velomy aho araka ny fitsipikao.
Read all of Bokin'ny Salamo 119
Cross References
Psalms 63:6Toy ny voky tsoka sy tavy no hahavokisan’ ny fanahiko; ary amin’ ny molotra falifaly no hideran’ ny vavako Anao.
Psalms 119:62Mamatonalina no hifohazako hidera Anao Noho ny fitsipikao marina.
Lamentations 2:19Mitsangàna, miantsoantsoa amin’ ny alina hatramin’ ny filatsahan’ ny fiambenana, Aidino tahaka ny rano eo anatrehan’ ny Tompo ny fonao! Asandrato aminy ny tananao hifona ho an’ ny ain’ ny zanakao madinika, izay anan’ ny hanoanana eny an-joron-dalambe rehetra eny.