Bokin'ny Salamo 18:26
Ny olona tsara no isehoanao fa tsara; ny tena olo-marina no isehoanao fa marina;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
With the pure thou wilt shew thyself pure; and with the froward thou wilt shew thyself froward.
In Context
25Koa namaly ahy araka ny fahamarinako Jehovah, dia araka ny fahadiovan’ ny tanako teo imasony.
27Ny madio no isehoanao fa madio; ary ny mpiolakolaka kosa no isehoanao fa lalin-tsaina.
Read all of Bokin'ny Salamo 18
Cross References
Leviticus 26:27Ary raha mbola tsy mihaino Ahy amin’ izany indray ianareo, fa mbola manohitra Ahy ihany,
Psalms 109:17Tia ozona izy, ka nanody azy izany; Tsy tia indrafo izy, ka nanalavitra azy izany.
Micah 2:7He! izany teny izany! Ry taranak’ i Jakoba, Malaky tezitra va ny Fanahin’ i Jehovah? Ireto va no asa fanaony? Tsy mahasoa izay mandeha mahitsy va ny teniko?
Romans 2:9eny, fahoriana sy fahantrana ho an’ ny fanahin’ ny olona rehetra izay manao ratsy, amin’ ny Jiosy aloha, dia vao amin’ ny jentilisa koa;