Bokin'i Mika 2:7
He! izany teny izany! Ry taranak’ i Jakoba, Malaky tezitra va ny Fanahin’ i Jehovah? Ireto va no asa fanaony? Tsy mahasoa izay mandeha mahitsy va ny teniko?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Psalms 15:2Izay mandeha tsy misy tsiny ary manao izay mahitsy, sady misaintsaina ny marina ny fony;
Psalms 19:7Any amin’ ny faravodilanitra ny fiposahany, ary ny alehany dia hatramin’ ny farany koa, ka tsy misy takona amin’ ny hafanany.
Psalms 119:65Jehovah ô, efa nasianao soa ny mpanomponao, Araka ny teninao.
Psalms 119:92Raha tsy ny lalànao no niravoravoako, Dia maty tamin’ ny fahoriako aho.
Proverbs 2:7Izy mitahiry fanambinanaho an’ ny mahitsy Sady ampingan’ izay mandeha tsy misy tsiny;
Proverbs 10:29Ny lalan’ i Jehovah dia fiarovana mafy ho an’ izay tsy misy tsiny, Fa fandringanana kosa ho an’ ny mpanao ratsy.