Bokin'ny Salamo 18:27
Ny madio no isehoanao fa madio; ary ny mpiolakolaka kosa no isehoanao fa lalin-tsaina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For thou wilt save the afflicted people; but wilt bring down high looks.
In Context
26Ny olona tsara no isehoanao fa tsara; ny tena olo-marina no isehoanao fa marina;
28Fa Hianao mamonjy ny olona ory; ary ny maso miandranandrana kosa aetrinao.
Read all of Bokin'ny Salamo 18
Cross References
2 Samuel 22:28Fa ny olona ory dia vonjenao; Fa ny masonao manandrina ny mpiavonavona, ka aetrinao ireny.
Psalms 10:4Ny ratsy fanahy mirehareha hoe: Tsy hanadina Izy; eny, “Tsy misy Andriamanitra” no tontalin-keviny.
Psalms 17:13Mitsangàna, Jehovah ô, sakano izy, aripaho izy; vonjeo amin’ ny sabatrao ny fanahiko tsy ho azon’ ny ratsy fanahy;
Psalms 34:19Akaikin’ izay manana fo mangorakoraka Jehovah, ary mamonjy izay torororo fanahy.
Psalms 101:5Izay manendrikendrika ny namany mangingina dia hofongorako; Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po;
Proverbs 30:12Misy taranaka manao azy ho madio, Kanjo tsy voasasa ho afaka amin’ ny fahalotoany.