Bokin'ny Salamo 22:2
Andriamanitra ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy ahy Hianao? Lavitra ny famonjena ahy ny tenin’ ny fitarainako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
O my God, I cry in the daytime, but thou hearest not; and in the night season, and am not silent.
In Context
1Ho an’ ny mpiventy hira. Alaieleth-hasahara. Salamo nataon’ i Davida.
Read all of Bokin'ny Salamo 22
Cross References
Psalms 55:16Aoka hanampoka azy ny fahafatesana. Aoka hidina velona any amin’ ny fiainan-tsi-hita izy; fa ratsy no ao amin’ ny fonenany, dia ao afovoany.
Psalms 88:1Tonon-kira. Salamo nataon’ ny Koraïta. Ho an’ ny mpiventy hira. Almahalath-leanoth. Maskila nataon’ i Hemana Ezrahita.
Lamentations 3:44Nisarona rahona Hianao, ka dia voasakana ny vavaka.
Luke 6:12Ary tamin’ izany andro izany dia lasa nankany an-tendrombohitra Jesosy mba hivavaka; ary naharitra nivavaka tamin’ Andriamanitra nandritra ny alina Izy.
Luke 22:41Ary Izy nihataka taminy tokony ho indray mitora-bato, dia nandohalika ka nivavaka hoe:
2 Timothy 1:3Misaotra an’ Andriamanitra aho, Izay tompoiko araka ny nataon’ ny razako amin’ ny fieritreretana madio, fa tsy manam-pitsaharana akory ny fahatsiarovako anao amin’ ny fivavahako andro aman’ alina;