The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 22 › Bokin'ny Salamo 22:1

Bokin'ny Salamo 22:1

Ho an’ ny mpiventy hira. Alaieleth-hasahara. Salamo nataon’ i Davida.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

My God, my God, why hast thou forsaken me? why art thou so far from helping me, and from the words of my roaring?

In Context

2Andriamanitra ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy ahy Hianao? Lavitra ny famonjena ahy ny tenin’ ny fitarainako.

Read all of Bokin'ny Salamo 22

Cross References

Leviticus 2:6Hovakivakinao izy ary hanidinanao diloilo; dia fanatitra hohanina izany.

Job 3:24Fa mialoha ny haninkaniko ny fitolokoko, ary migororoana toy ny rano ny fidradradradrako;

Psalms 16:1Miktama nataon’ i Davida. Arovy aho, Andriamanitra ô, fa mialoka aminao aho.

Psalms 22:16Maina tahaka ny tavim-bilany ny heriko, ary ny lelako miraikitra amin’ ny lanilaniko; ao amin’ ny vovoky ny fahafatesana no ametrahanao ahy.

Psalms 31:14Fa mandre ny endrikendriky ny maro aho; misy fampangorohoroana manodidina, raha miara-mioko hamely ahy izy, ka miray tetika hahafaty ny aiko.

Psalms 37:28Fa Jehovah tia rariny sady tsy hahafoy ny olony masìna; Harovana mandrakizay ireo; Fa taranaky ny ratsy fanahy hofongorana,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 22:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'ny Salamo 22Bokin'ny Salamo 22:2 →