The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 24 › Bokin'ny Salamo 24:9

Bokin'ny Salamo 24:9

Asandrato ny lohanareo, ry vavahady; ary manandrata ny lohanareo, ry varavarana fahagola, mba hidiran’ ny Mpanjakan’ ny voninahitra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Lift up your heads, O ye gates; even lift them up, ye everlasting doors; and the King of glory shall come in.

In Context

8Iza izao Mpanjakan’ ny voninahitra izao? Jehovah mahery tsitoha, Jehovah mpiady mahery.

10Iza ary izao Mpanjakan’ ny voninahitra izao? Jehovah, Tompon’ ny maro, Izy no Mpanjakan’ ny voninahitra. [Sela.]

Read all of Bokin'ny Salamo 24

Cross References

Psalms 118:20Ity no vavahadin’ i Jehovah; Ny marina no hiditra eo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 24:9

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 24:8Bokin'ny Salamo 24Bokin'ny Salamo 24:10 →