Bokin'ny Salamo 118:20
Ity no vavahadin’ i Jehovah; Ny marina no hiditra eo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This gate of the LORD, into which the righteous shall enter.
In Context
19Vohay ny vavahadin’ ny fahamarinana aho; Hiditra eo aho ka hidera an’ i Jehovah.
21Hidera Anao aho, fa efa namaly ahy Hianao Ka efa famonjena ahy.
Read all of Bokin'ny Salamo 118
Cross References
Psalms 24:7Asandrato ny lohanareo, ry vavahady, ary misandrata ianareo, ry varavarana fahagola, mba hidiran’ ny mpanjakan’ ny voninahitra.
Isaiah 26:2Vohay ny vavahady, mba hidiran’ ny firenena marina, izay mitana ny fahamarinana.
Revelation 21:24Ary ny firenena maro no handeha amin’ ny fahazavany; ary ny mpanjakan’ ny tany dia mitondra ny voninahiny ho ao anatiny.