The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 25 › Bokin'ny Salamo 25:16

Bokin'ny Salamo 25:16

Todiho aho, ka amindrao fo, fa irery aho ka mahantra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Turn thee unto me, and have mercy upon me; for I am desolate and afflicted.

In Context

15Ny masoko mijery an’ i Jehovah mandrakariva; fa Izy no nanafaka ny tongotro tamin’ ny fandrika harato.

17Ny fahorian’ ny foko efa mihalehibe; afaho amin’ ny fahatereko aho.

Read all of Bokin'ny Salamo 25

Cross References

Psalms 60:1Ho an’ ny mpiventy hira Al-sho-shanedoth. Miktama nataon’ i Davida hampianarana,

Psalms 86:1Fivavak’ i Davida. Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka valio aho, Fa ory sy malahelo.

Psalms 88:15Jehovah ô, nahoana no manary ny fanahiko Hianao Ka manafina ny tavanao amiko?

Psalms 119:132Todiho aho, ka mamindrà fo amiko, Araka ny tokony ho anjaran’ izay tia ny anaranao.

Daniel 9:17Fa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, henoy ny fivavaky ny mpanomponao sy ny fifonany, ary ampamirapirato ny tavanao amin’ ny fitoeranao masìna izay efa foana, satria Tompo Hianao.

Mark 15:33Ary nony tamin’ ny ora fahenina, dia tonga maizina ny tany rehetra, ka naharitra hatramin’ ny ora fahasivy izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 25:16

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 25:15Bokin'ny Salamo 25Bokin'ny Salamo 25:17 →