Bokin'ny Salamo 88:15
Jehovah ô, nahoana no manary ny fanahiko Hianao Ka manafina ny tavanao amiko?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I am afflicted and ready to die from my youth up: while I suffer thy terrors I am distracted.
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 88
Cross References
Job 7:11Ary izaho dia tsy hamehy vava, Fa hiteny noho ny fahorian’ ny fanahiko sy hitaraina noho ny fangidian’ ny aiko.
Job 17:11Mihelina ny androko, voaongotra ny fikasako. Dia izay hevitra fikirin’ ny foko indrindra;
Psalms 22:14Misanasana vava amiko izy; eny, liona mamiravira sy mierona izy.
Psalms 44:25Nahoana no manafina ny tavanao Hianao, ka manadino ny fahantranay sy ny fahorianay?
Isaiah 53:3Natao tsinontsinona sy nolavin’ ny olona Izy; lehilahy ory sady zatra ny fahoriana, Ary tahaka izay tsy tian’ ny olon-kojerena akory Izy; natao tsinontsinona Izy ka tsy mba nahoantsika.
Zechariah 13:7Mifohaza, ry sabatra, hamely ny mpiandriko sy ny lehilahy namako, hoy Jehovah, Tompon’ ny maro. Asio ny mpiandry, dia hihahaka ny ondry, ary hamerina ny tanako ho amin’ ny madinika Aho.