The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 25 › Bokin'ny Salamo 25:17

Bokin'ny Salamo 25:17

Ny fahorian’ ny foko efa mihalehibe; afaho amin’ ny fahatereko aho.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The troubles of my heart are enlarged: O bring thou me out of my distresses.

In Context

16Todiho aho, ka amindrao fo, fa irery aho ka mahantra.

18Jereo ny fahoriako sy ny mavesatra amiko, ka mamelà ny fahotako rehetra.

Read all of Bokin'ny Salamo 25

Cross References

Psalms 38:1Salamo nataon’ i Davida. Ho fampahatsiarovana.

Psalms 77:2Ny feoko dia mankany amin’ Andriamanitra, ka mitaraina aho; eny, ny feoko mankany amin’ Andriamanitra, ka mihaino ahy Izy.

Habakkuk 3:17Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy, Ary tsy misy voany ny voaloboka, Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva, Ary tsy mahavokatra hohanina ny saha, Na dia vonoina aza ny ondry ao amin’ ny vala, Ary tsy misy omby ao am-pahitra,

2 Corinthians 4:8Voageja manodidina izahay, nefa tsy terỳ; very hevitra, nefa tsy mamoy fo;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 25:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 25:16Bokin'ny Salamo 25Bokin'ny Salamo 25:18 →