Bokin'ny Salamo 25:7
Aza ny fahotan’ ny fahatanorako, na ny ratsy nataoko, no tsarovanao; fa aoka ho araka ny famindram-ponao no hahatsiarovanao ahy, noho ny fahasoavanao Jehovah ô,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
6Tsarovy ny antranao sy ny indrafonao, Jehovah ô, fa hatrizay hatrizay ireny.
8Tsara sy mahitsy Jehovah, ka izany no ampianarany ny mpanota ny lalana.
Read all of Bokin'ny Salamo 25
Cross References
Job 13:26Fa zava-mangidy no tendrenao hamely ahy, ka ampanodiavinao ahy, ny heloky ny fahatanorako;
Psalms 6:4Ny fanahiko koa dia mangovitra loatra; fa Hianao, Jehovah ô, mandra-pahoviana?
Psalms 51:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida,
Psalms 106:3Sambatra izay mitandrina ny mety Ka manao ny marina mandrakariva.
Psalms 109:14Aoka hotsarovan’ i Jehovah ny helo-drainy; Ary aoka tsy hovonoina ny helo-dreniny.
Psalms 109:26Ampio aho Jehovah Andriamanitro ô; Vonjeo araka ny famindram-ponao aho;