Bokin'ny Salamo 26:4
Tsy mba miara-mipetraka amin’ ny olon-dratsy aho, na manan-draharaha amin’ ny olom-petsy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I have not sat with vain persons, neither will I go in with dissemblers.
In Context
3Fa ny famindram-ponao no eo anoloan’ ny masoko; ary mandeha amin’ ny fahamarinanao aho.
5Halako ny fiangonan’ ny mpanao ratsy; ary tsy miara-mipetraka amin’ ny ratsy fanahy aho.
Read all of Bokin'ny Salamo 26
Cross References
Job 31:5Raha tàhiny nandeha tamin’ ny fitaka aho na niezaka tamin’ ny fahafetsena.
Psalms 101:4Ny fo maditra hiala amiko; Tsy hankasitraka iza ratsy aho,
Psalms 119:115Mialà amiko ianareo mpanao ratsy, Mba hitandremako ny didin’ Andriamanitro.
Proverbs 12:11Izay miasa ny taniny dia ho voky hanina; Fa izay manaraka ny olom-poana dia tsy ampy saina.
Jeremiah 15:17Izaho tsy nipetraka na nifaly teo amin’ ny fivorian’ ny mpikorana, nitoetra irery aho noho ny fihazonan’ ny tananao ahy, fa nofenoinao fahatezerana aho.
2 Corinthians 6:17Koa mivoaha eo aminy ianareo, ka misaraha aminy, hoy Jehovah, Ary aza manendry izay zavatra tsy madio; Ary Izaho handray anareo.