Bokin'ny Salamo 30:10
Inona no soa azo amin’ ny rako sy ny hidinako any an-davaka? Hidera Anao va ny vovoka? Hanambara ny fahamarinanao va izany?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Hear, O LORD, and have mercy upon me: LORD, be thou my helper.
In Context
9Hianao no nantsoiko, Jehovah ô; ary Jehovah no nifonako hoe:
11Mihainoa, Jehovah ô, ka mamindrà fo amiko; Jehovah ô, aoka ho Mpamonjy ahy Hianao.
Read all of Bokin'ny Salamo 30
Cross References
Psalms 6:6Fa tsy misy fahatsiarovana Anao any amin’ ny fahafatesana, any amin’ ny fiainan-tsi-hita iza no hidera Anao?
Psalms 28:7Jehovah no heriko sy ampingako; izy no nitokian’ ny foko, ka voavonjy aho; dia mifaly ny foko, ka ny hirako no hiderako Azy.
Psalms 54:4Andriamanitra ô, henoy ny fivavako; mihainoa ny tenin’ ny vavako.
Psalms 143:7Faingàna hamaly ahy, Jehovah ô, fa reraka ny fanahiko; Aza manafina ny tavanao amiko, Fandrao ho tahaka izay midìna any am-pasana aho.