Bokin'ny Salamo 30:7
Ary hoy izaho, raha mbola niadana: tsy hangozohozo mandrakizay aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 30
Cross References
1 Chronicles 17:26Ary noho izany, Jehovah ô, satria Hianao no Andriamanitra, ary Hianao efa nilaza izany zava-tsoa izany ny amin’ ny mpanomponao,
Job 30:26Fa niandry ny soa aho, kanjo tonga ny ratsy; Ary nanantena ny mazava aho, kanjo avy ny maizina.
Psalms 10:1Jehovah ô, nahoana no mijanona eny lavitra eny Hianao ka miery amin’ ny andro fahoriana?
Psalms 18:35Mampianatra ny tanako hiady Izy, ka mahahenjana tsipìka varahina ny sandriko.
Psalms 40:2Niandry dia niandry an’ i Jehovah aho; ary nitodika nitsinjo ahy Izy ka nandre ny fitarainako.
Psalms 89:17Ny anaranao no hifaliany mandrakariva; Ary ny fahamarinanao no hisandratany.