Bokin'ny Salamo 31:14
Fa mandre ny endrikendriky ny maro aho; misy fampangorohoroana manodidina, raha miara-mioko hamely ahy izy, ka miray tetika hahafaty ny aiko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But I trusted in thee, O LORD: I said, Thou art my God.
In Context
13Efa hadino tahaka ny olona maty izay tsy tsaroana intsony aho; tahaka ny vilany ariana aho.
15Nefa izaho matoky Anao, Jehovah ô; hoy izaho: Andriamanitro Hianao.
Read all of Bokin'ny Salamo 31
Cross References
Psalms 16:1Miktama nataon’ i Davida. Arovy aho, Andriamanitra ô, fa mialoka aminao aho.
Psalms 22:1Ho an’ ny mpiventy hira. Alaieleth-hasahara. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 56:3Misafoaka manenjika mandrakariva ny mpampahory ahy; maro tokoa no mirehareha miady amiko.
Psalms 71:12Andriamanitra ô, aza manalavitra ahy; Andriamanitro ô, faingana hamonjy ahy.
Psalms 140:6Ny mpiavonavona efa nanafina fandrika sy kofehy hamandrihany ahy; Efa namela-pandrika harato teo amoron-dalana izy; Nametraka tadivavarana hahazoany ahy izy.
Matthew 26:39Ary nony nandroso kelikely Izy, dia niankohoka ka nivavaka hoe: Raiko ô, raha azo atao, dia aoka hesorina amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao.