The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 71 › Bokin'ny Salamo 71:12

Bokin'ny Salamo 71:12

Andriamanitra ô, aza manalavitra ahy; Andriamanitro ô, faingana hamonjy ahy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

O God, be not far from me: O my God, make haste for my help.

In Context

11Ka manao hoe: Andriamanitra efa nahafoy azy; enjeho izy, ka sambory, fa tsy misy hamonjy.

13Aoka ho menatra sy ho levona ny mpanohitra ny fanahiko; aoka hitafy henatra sy fahafaham-baraka izay mitady hanisy ratsy ahy.

Read all of Bokin'ny Salamo 71

Cross References

Psalms 22:11Nankinina taminao hatrany am-bohoka aho; hatrany an-kibon-dreniko dia Andriamanitro Hianao.

Psalms 35:22Efa hitanao, Jehovah ô, ka aza manentsin-tadiny; ry Tompo ô, aza manalavitra ahy.

Psalms 40:13Fa nanodidina ahy ny fahoriana tsy tambo isaina; nahazo ahy ny heloko, ka tsy mahay mijery aho; maro noho ny volon-dohako ireny, ka reraka ny foko.

Psalms 70:1Ho an’ ny mpiventy hira. Nataon’ i Davida. Ho fampahatsiarovana.

Psalms 70:5Aoka hifaly sy ho ravoravo aminao izay rehetra mitady Anao; ary aoka izay tia ny famonjenao hanao mandrakariva hoe: hankalazaina anie Andriamanitra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 71:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 71:11Bokin'ny Salamo 71Bokin'ny Salamo 71:13 →