Bokin'ny Salamo 31:9
ary tsy mba nangeja ahy teo an-tànan’ ny fahavalo; fa efa nampitoetra ny tongotro eo amin’ ny malalaka Hianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Salamo 31
Cross References
2 Samuel 22:20Dia nitondra ahy ho any amin’ ny malalaka Izy; namonjy ahy Izy, satria tiany aho.
Job 33:19Anarina amin’ ny fanaintainana eo am-pandriany koa izy sy amin’ ny fikotrankotran’ ny taolany lalandava;
Psalms 6:7Efa sasatry ny misento aho; mampitsinkafona ny farafarako isan’ alina aho sady mahampo-dranomaso ny fandriako.
Psalms 18:37Halalahinao ny lalana hodiaviko, ka tsy mangovitra ny hato-tongotro.
Psalms 38:1Salamo nataon’ i Davida. Ho fampahatsiarovana.
Psalms 66:14Izay notononin’ ny molotro sy naloaky ny vavako, fony aho azom-pahoriana.