Bokin'ny Salamo 64:10
Dia matahotra ny olona rehetra ka manambara ny ataon’ Andriamanitra sady mandinika tsara ny asany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
9Apotrany izy ka voasingotra ny lelany ihany; mandositra izay rehetra mahita azy.
11Mifaly amin’ i Jehovah ny marina ka mialoka aminy; eny, mifaly tena ny mahitsy fo rehetra.
Read all of Bokin'ny Salamo 64
Cross References
Job 22:19Ny marina mahita ka mifaly, Ary ny tsy manan-tsiny mihomehy ireny hoe:
Psalms 25:20Arovy ny fanahiko, ka vonjeo aho; aoka tsy ho menatra aho, fa mialoka aminao.
Psalms 40:3Dia nampakatra ahy avy tao amin’ ny lavaka fandringanana Izy, eny, tamin’ ny fotaka mandrevo; ary nampitoetra ny tongotro teo ambony vatolampy Izy ka nampijoro ahy.
Psalms 68:2Aoka hitsangana Andriamanitra, ka hiely ny fahavalony; ary aoka izay mankahala Azy handositra ny tavany.
Psalms 112:2Hahery ambonin’ ny tany ny zanany; Hotahina ny taranaky ny marina.
Galatians 6:14Fa sanatria raha mba misy hataoko rehareha afa-tsy ny hazo fijalian’ i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahavoahombo izao tontolo izao tamin’ ny hazo fijaliana, raha ny amiko, ary izaho kosa, raha ny amin’ izao tontolo izao.