The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 33 › Bokin'ny Salamo 33:15

Bokin'ny Salamo 33:15

Dia Izy Mpamorona ny fon’ izy rehetra sy Mpamantatra ny asany rehetra.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He fashioneth their hearts alike; he considereth all their works.

In Context

14Eo amin’ ny fonenany no ijereny ny mponina rehetra ambonin’ ny tany,

16Tsy misy mpanjaka voavonjin’ ny hamaroan’ ny miaramilany; ny olo-mahery tsy voavonjin’ ny haben’ ny heriny.

Read all of Bokin'ny Salamo 33

Cross References

Job 10:8Ny tananao ihany no namorona ahy ka nanisy endrika izao tenako rehetra izao, kanjo levoninao indray aho izao.

Job 34:21Fa ny mason’ Andriamanitra dia mijery ny alehan’ ny olona, ary mahita ny diany rehetra Izy.

Proverbs 22:2Mihaona ny manan-karena sy ny malahelo; Fa Jehovah no Mpanao azy roa tonta.

Proverbs 27:19Toy ny tandindona eny anaty rano mifanahaka amin’ ny tarehy, Dia toy izany no ifanahafan’ ny fon’ ny olona amin’ ny an’ olona.

Isaiah 64:8Aza dia tezitra mafy loatra, Jehovah ô. Ary aza dia mahatsiaro heloka mandrakizay; masìna Hianao, tsinjovy, fa olonao izahay rehetra.

Jeremiah 32:19lehibe amin’ ny fisainana sy mahery amin’ ny atao; fa ny masonao mibanjina ny alehan’ ny zanak’ olombelona rehetra mba hanome azy rehetra araka ny lalany avy sy araka ny vokatry ny asany,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 33:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 33:14Bokin'ny Salamo 33Bokin'ny Salamo 33:16 →