The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 33 › Bokin'ny Salamo 33:22

Bokin'ny Salamo 33:22

Jehovah ô, aoka ny famindram-ponao hitoetra aminay araka ny anantenanay Anao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Let thy mercy, O LORD, be upon us, according as we hope in thee.

In Context

21Fa Izy no ifalian’ ny fontsika, satria ny anarany masìna no itokiantsika.

Read all of Bokin'ny Salamo 33

Cross References

Psalms 13:5Fandrao ny fahavaloko hanao hoe: naharesy azy aho, fandrao hifaly ny rafilahiko, raha mangozohozo aho.

Psalms 119:49Tsarovy ny teny natao tamiko mpanomponao Izay nampanantenanao ahy.

Isaiah 33:2Jehovah ô, mamindrà fo aminay; Hianao no antenainay; Aoka ho sandrinay isa-maraina ianao sy ho famonjena anay amin’ ny andro fahoriana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 33:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 33:21Bokin'ny Salamo 33