Bokin'ny Salamo 37:15
Ny sabany hitsatoka amin’ ny fony ihany, ary ny tsipìkany ho tapatapaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Their sword shall enter into their own heart, and their bows shall be broken.
In Context
16Tsara lavitra ny kely ananan’ ny ratsy fanahy maro.
Read all of Bokin'ny Salamo 37
Cross References
1 Samuel 2:4Tapaka ny tsipìkan’ ny olo-mahery, ary izay mila ho reraka dia sikinana hery.
2 Samuel 17:23Ary nony hitan’ i Ahitofela fa narahina ny hevitra nataony, dia nasiany lasely ny borikiny, dia niainga izy dia nody tany an-tranony tany an-tanànany; ary nanafatra ny ankohonany izy, dia nanaton-tena, ka dia maty ary nalevina tao amin’ ny fasan-drainy.
Esther 7:10Ary Hamana dia nahantony tamin’ ilay hazo efa natsangany hanantonana an’ i Mordekay. Dia vao izay no nionona ny hatezeran’ ny mpanjaka.
Esther 9:22dia araka ny andro nahafahan’ ny Jiosy tamin’ ny fahavalony, sy ny volana izay nampodiana ny alahelony ho fifaliana ary ny fitomaniany ho andro mahafaly, mba hatao ho andro fanasana sy fifaliana sy fifanateran-javatra ary fanomezan-javatra ho an’ ny mahantra izany.
Psalms 34:22Hahafaty ny ratsy fanahy ny fahoriana; ary ny mankahala ny olo-marina hohelohina.
Psalms 46:9Avia, jereo ny asan’ i Jehovah, izay mahatonga faharavana etỳ an-tany;