The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:154

Bokin'ny Salamo 119:154

Soloy vava aho, ka vonjeo; Velomy aho araka ny teninao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Plead my cause, and deliver me: quicken me according to thy word.

In Context

153Jereo ny fahoriako, ka vonjeo aho; Fa ny lalànao tsy mba hadinoiko.

155Lavitra ny ratsy fanahy ny famonjena, Satria ny didinao tsy tadiaviny.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

1 Samuel 24:15Hitady an’ iza no nivoahan’ ny mpanjakan’ ny Isiraely? Iza no enjehinao? Amboa maty; parasy iray.

Job 5:8Fa raha toa ahy kosa dia hitady an’ Andriamanitra aho, ary Andriamanitra ihany no hotolorako ny teniko,

Psalms 35:23Mahatsiarova, ka mifohaza ho amin’ ny fitsaràna ahy, O Andriamanitro sy Tompoko! mifohaza ho amin’ ny adiko.

Psalms 119:25Miraikitra amin’ ny vovoka ny fanahiko; Velomy aho araka ny teninao.

Psalms 119:40Indro, manina ny didinao aho, Velomy amin’ ny fahamarinanao.

Jeremiah 11:20Nefa, ry Jehovah, Tompon’ ny maro ô, Izay mitsara marina ka mamantatra ny voa sy ny fo aoka ho hitako ny famalianao azy; Fa aminao no efa nanankinako ny adiko.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:154

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:153Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:155 →