The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 36 › Bokin'ny Salamo 36:11

Bokin'ny Salamo 36:11

Ampahareto amin’ izay mahalala Anao ny famindram-ponao, ary ny fahamarinanao amin’ ny mahitsy fo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Let not the foot of pride come against me, and let not the hand of the wicked remove me.

In Context

10Fa ao aminao no misy loharanon’ aina; ny fahazavanao no hahitanay fahazavana.

12Aoka tsy hanitsaka ahy ny tongotry ny mpiavonavona, na hampandositra ahy ny tanan’ ny ratsy fanahy.

Read all of Bokin'ny Salamo 36

Cross References

Job 40:11Alefaso ny fahatezeranao mirehitra; Ary jereo ny avonavona rehetra, ka ampietreo.

Psalms 12:3Samy milaza lainga amin’ ny namany amin’ ny molotra mandrobo izy; fo mamorom-pitaka no itenenany.

Psalms 17:8Arovy tahaka ny anakandriamaso aho, afeno ao ambanin’ ny aloky ny elatrao,

Psalms 62:6Miantombena amin’ Andriamanitra tokoa ianao, ry fanahiko; fa Izy no antenaiko.

Psalms 119:69Namoron-dainga hamelezana ahy ny mpirehareha; Amin’ ny foko rehetra no itandremako ny didinao.

Psalms 119:122Iantohy mba ho soa ny mpanomponao; Aza avela hampahory ahy ny mpirehareha.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 36:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 36:10Bokin'ny Salamo 36Bokin'ny Salamo 36:12 →