The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:122

Bokin'ny Salamo 119:122

Iantohy mba ho soa ny mpanomponao; Aza avela hampahory ahy ny mpirehareha.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Be surety for thy servant for good: let not the proud oppress me.

In Context

121Manaraka ny fitsipika sy ny fahamarinana aho; Aza manolotra ahy ho amin’ ny mpampahory ahy.

123Pahina ny masoko miandry ny famonjenao. Sy ny tenin’ ny fahamarinanao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Genesis 43:9Izaho no hiantoka azy; amin’ ny tanako no handraisanao azy; raha tsy ho entiko atỳ aminao ka hatolotro eto anatrehanao izy, dia ho meloka aminao amin’ ny andro rehetra hiainako aho;

Psalms 36:11Ampahareto amin’ izay mahalala Anao ny famindram-ponao, ary ny fahamarinanao amin’ ny mahitsy fo.

Proverbs 22:26Aza mety ho isan’ ny mifandray tanana, Na izay mianto-trosa;

Philemon 1:18Nefa raha nanao izay tsy marina taminao izy, na mitrosa, dia ataovy ho ahy izany;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:122

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:121Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:123 →