The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 37 › Bokin'ny Salamo 37:22

Bokin'ny Salamo 37:22

Fa izay tahìny no handova ny tany; Ary izay ozoniny kosa no hofongorana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For such as be blessed of him shall inherit the earth; and they that be cursed of him shall be cut off.

In Context

21Misambotra ny ratsy fanahy, nefa tsy manohitra; Fa ny marina kosa mamindra fo ka manome.

23Avy amin’ i Jehovah no mahalavorary ny dian’ ny olona, ka Izy no mankasitraka ny lalany.

Read all of Bokin'ny Salamo 37

Cross References

Psalms 25:13Ny fanahiny hitoetra amin’ ny soa; ary ny taranany handova ny tany.

Psalms 37:9Fa ny mpanao ratsy hofongoro-na; Ary izay miandry an’ i Jehovah no handova ny tany.

Psalms 37:18Fantatr’ i Jehovah ny andron’ ny mahitsy; Ary ny lovany ho mandrakizay.

Psalms 115:15Hitahy anareo anie Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.

Psalms 128:1Fihirana fiakarana. Sambatra izay rehetra matahotra an’ i Jehovah, Dia izay mandeha amin’ ny lalany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 37:22

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 37:21Bokin'ny Salamo 37Bokin'ny Salamo 37:23 →