The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 37 › Bokin'ny Salamo 37:29

Bokin'ny Salamo 37:29

Ny marina handova ny tany Ka honina ao aminy mandrakizay

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The righteous shall inherit the land, and dwell therein for ever.

In Context

28Fa Jehovah tia rariny sady tsy hahafoy ny olony masìna; Harovana mandrakizay ireo; Fa taranaky ny ratsy fanahy hofongorana,

30Ny vavan’ ny marina miresaka fahendrena, Ary ny lelany manambara ny rariny.

Read all of Bokin'ny Salamo 37

Cross References

Psalms 25:13Ny fanahiny hitoetra amin’ ny soa; ary ny taranany handova ny tany.

Psalms 37:11Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany ka hiravoravo amin’ ny haben’ ny fiadanana.

Psalms 37:27Halaviro ny ratsy, ka manaova soa. Dia honina mandrakizay ianao.

Isaiah 57:13Raha mitaraina ianao, dia aoka ireo maronao no hamonjy anao, nefa hongahan’ ny rivotra avokoa ireo sy ho lasan’ ny tso-drivotra malemilemy aza; Fa izay mialoka amiko kosa no hanana ny tany sy handova ny tendrombohitro masìna.

2 Peter 3:13Kanefa isika, araka ny teny fikasany, dia manantena lanitra vaovao sy tany vaovao, izay itoeran’ ny fahamarinana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 37:29

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 37:28Bokin'ny Salamo 37Bokin'ny Salamo 37:30 →